Izahay ao amin' Ny fianakaviambe Rahagalahy
dia faly manàsa anareo ato amin'ty site ity. MyHeritage.fr no nampiasaintsika. N'iza n'iza (izay voasoratra) dia samy afaka miaramiasa, mifanampy, mamorona sy mamàhana ny tetiharan'ny fianakaviambentsika. Afaka mizarazara sary eto koa isika. Ny hevitry ny maro hono mahatàka-davitra koa raha manana fanitsiana na soso-kevitra ianao dia tsindrio here azafady, fa hiezaka ny hamaly anao haingana izahay mpikarakara. Aza mihafahàfa koa mamaky sy mijery ireo "article d'actualité" ery ambany ery, fa mety ilainao koa!
Nous utilisons MyHeritage.fr . Chacun de nous, inscrit par email, peut contribuer à développer notre arbre généalogique. Nous pouvons partager des photos. Si vous avez des suggestions, n'hésitez pas à m'en faire part! contactez moi here s'il vous plait et je vous répondrais le plus tôt possible. Jetez également un coup d'oeil aux sujets d'actualités (tout en bas!) concernant notre grande famille!
Our family tree is posted online on this site! There are 1670 names in our family site. The earliest event is the birth of Ny fianakaviambe Rahagalahy (1800). The most recent event is the death of Joelison Armand Ramanantsoa (Mar 16 2012). Navaozina farany ty tetiharana ty tamin'ny Mar 31 2013, ary miisa 39 isika voasoratra ato izao. If you wish to become a member too, please click here. Mahazoa fafinaretana daholo ary é!
Créez! Partagez! Amusez-vous bien! Cet arbre est votre arbre généalogique!
Noho ny fitakian'ny membres-ntsika izay naneho fa somary hafahafa ilay invitation azo amin'ny email toy ny hoe "Tpkl Rahagalahy vous invite.." dia tapaka fa avadika "Ny fianakaviambe Rahagalahy" ny anaran'ny razambentsika Rahagalahy ao anaty tetiharana. Araky ny mpamorona ilay logiciel myheritage, dia mifandray tokoa manko ny anaran'ny olona mpamorona site sy ny anaran'ilay olona mpanome invitation automatique amin'ny email. Raha tiana ovaina ny iray, dia miova ho azy ny iray. Koa aza gaga ianareo raha mahita hoe "ny fianakaviambe Rahagalahy" amin'ny anarana sy fanampin'anarana misoratra eo amin'ny razabentsika.
Misaotra Tompoko.
Suite à la demande de quelques membres, nous avons décidé de renommer "Tpkl Rahagalahy" dans l'arbre généalogique, en "ny fianakaviambe Rahagalahy". Ceci afin de déclencher des invitations automatiques par e...
Averiko amintsika eto ihany fa aleo ny rantsana mipoitra avy amin'i Tpkl Rahagalahy ihany no asehontsika eto fa ny rantsana hafa (rafozana, zodahy, zobavy, etc..) dia aoka tsy ho aseho eto. Misaotra antsika webmaster koa manaraka izany.
Misaotra Tompoko mpiara-miasa!
Merci de ne faire figurer dans l'arbre généalogique, que les liens directs avec la descendance de Rahagalahy. Ceux qui veulent afficher les autres lignées ou autres branches (beaux parents, belle-soeurs indirectes, beaux-frères indirects, lignée d'un mariage hors Rahagalahy, etc..) peuvent créer leur arbre personnel à leur guise. Merci de votre compréhension et aux webmasters d'y veiller.
Ny atao fichier GEDCOM dia fichier mirakitra ny données rehetra izay natsofotsika tao amin'ny tetiharana (données brutes). Ohatran'ny fichier rehetra hoe .doc na .xls na .pdf fa miafàra amin'ny .ged ny fichier GEDCOM. Maro ny karazana fichier voavakin'ny logiciels de généalogie maro efa noforonin'ny programmateurs rehetra tany, fa ny fichier GEDCOM no karazana standard voavakin'ny logiciels maro indrindra (fichier universel).
Ny mahatsara an'ilay fichier GEDCOM dia izao : tsy voatery mamerina ny asabe (saisie de données) isika raha tapak'hevitry ny hiova logiciel isika. Ny fichier GEDCOM fotsiny no foronina (exporter-na) dia iny fichier iny fotsiny no entina (importer-na) ao anaty ny logiciel généalogie hàfa.
Ny nandreraka tamin'ny logiciel nisy tao amin'ny facebook (familytree) dia izao : sens unique ilay izy. Tsy afaka micréer fichier GEDCOM ilay faceboo...
Mazàva ho azy izany fa olona tera-dRahagalahy sy ny taranany ihany no azo atsofoka ato. Raha misy zaza avy amin'ny ray na reny iraisana tera-dRahagalahy dia azo atsofoka ato. Raha misy zaza tsy misy idirana kosa dia aleo misoratra eo fostiny ny zaza (tsy azo atao ny manasàraka azy amin'ny miray tampo aminy), saingy tsy azavaina kosa ny tohin'ny zanaka aman-jafiny.
Misaotra Tompoko.
Cet arbre peut contenir 2500 personnes!
Evidemment, nous allons y mettre tous les "tera-dRahagalahy", les descendants de Rahagalahy. Sachez donc que les enfants issus de mariages ne concernant pas un(e) tera-dRahagalahy, pourra figurer dans l'arbre, avec sa fratrie (frère et soeur tera-dRahagalahy) mais sa descendance ne pourra pas être affichée avec les autres.